Гуру Песен Популярное
А Б В Г Д Е Ж З И К Л М Н О П Р С Т У Ф Х Ц Ч Ш Э Ю Я
# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

ambondrona 6 - havaoziko ny eny | Текст песни

Na dia fantatro aza fa
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina
nifampizarana
Dia....
Indro hamafisiko indray
Ho an´ny ampitso,
rahatrizay
Hamoa izay novolena,
ho koloina ny efa
nekena
Tsy an-tery ny ahy fa
feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray,
hamoha ny soa taloha
Havaoziko ny ‘´ENY´´,
izay notànako
Hanampiako ny teny,
ef´iny ny foko
Nomeko mangina,
aharitra hatrany
Fitia : ‘´nifaliana,
ndraindray tomany´´
Izay vita no tantara
Fa ny ahy iriko tsy hisy
fara
Fa mbola hitohy, tsy
hifankafohy
Dia…
Toa ireny vao niandoha
Isan´andro isan´ora
No hanehoko fitia, na
maraina na ny hariva
Manina foana malahelo,
te hifanila hatrany
tsy hangatsiaka irery
hilaozan´hafanana
Notànako ny teny, ny
foko efa nomeko
…Havaoziko ny ‘´ENY

ambondrona 6 еще тексты


Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 1
Видео
Нет видео
-