Tonony 1 Am F Ray, raha niantso Anao aho C G Fa resin'ny fiainana Am F Fay,tsy te hiala Aminao C G Fandrao lavo indray aho na tsy hay Am F Fa ny fo feno loto C G Ilay nitalaho taminao Am Bb Ka raiso aho, raiso ho Anao F G Fa vonona ho diovina indray
Tonony 2 Am F Soa fa manana Anao C G Manome toky ahy hatrizay Am F Fo efa lao tokoa C G Ka vonona indray aho ny handray Am F Anao ho mpiahy C G Ny fiainana hoaviko ao Am Bb Ka miantso aho, hoe raha sitrakao F G..... Ny lalako re hazavao
Fiverenana C G Ka dia ho miratra Am G F Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Am Bb Ianao Ray no hitantana ahy F G Ekeko izay avy Aminao C G Miantso Anao C F Omeo izay anjara ho soa Am G F G C..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha
Tonony 3 Am F Ray,'zao vavako izao C G Asandratro hiderana Anao Am F Fo,eny misaotra Anao C G Noho ny fiainako hatrizay Am F Ianao,ô ry Ray C G Ekeko ho mpitarika_ahy Am Bb Ka raiso aho, raiso fa Anao F G Miantso Anao mandrakizay
Fiverenana C G Ka dia ho miratra Am G F Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Am Bb Ianao Ray no hitantana ahy F G Ekeko izay avy Aminao C G Miantso Anao C F Omeo izay anjara ho soa Am G F G C..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha
Fiverenana (Ambony) D A Ka dia ho miratra Bm A G Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Bm C Ianao Ray no hitantana ahy G A Ekeko izay avy Aminao D A Miantso Anao D G Omeo izay anjara ho soa Bm A G A D..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha