Гуру Песен Популярное
А Б В Г Д Е Ж З И К Л М Н О П Р С Т У Ф Х Ц Ч Ш Э Ю Я
# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Ambondrona - Hijery anao.mp3 | Текст песни

HIJERY ANAO

Naleoko indray niantso ihany
Toy izay hnampoka nao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao

Hiandry hatrany aho
Sao izay no mba hahazaoko anao
Mafy ihany izany tia nefa tsy ho anjaa

Tiako ho fantatrao

Chorus:
Ny amiko efa mazava,,ho lazaiko aminao
Raha ny ao am-poko ao tiako ho tsapanao
Ho vy aho hijery aao ka mba rais aho
Ny fahitako anao ihany
Dia efa ampy hanasitrana ahy

Ambondrona еще тексты


Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 1
Видео
Нет видео
-