Гуру Песен Популярное
А Б В Г Д Е Ж З И К Л М Н О П Р С Т У Ф Х Ц Ч Ш Э Ю Я
# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Mahaleo - Adin-tsaina | Текст песни

Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.

Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany anie
No tena nisompatra.

Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanantsika roa
Nilaozanao amin'izao

Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy.

Mahaleo еще тексты


Другие названия этого текста
  • Dama sy ny namany - Adin-tsaina (0)
  • Mahaleo - Adin-tsaina (0)
Оценка текста
Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 1
Видео
  • Adin-tsaina - Mahaleo Adin-tsaina - Mahaleo
    Adin-tsaina - Mahaleo ... videos Play all. Play now. Mix - Adin-tsaina - Mahaleoby ...
  • Karaoke gasy: Mahaleo - Adin-tsaina Karaoke gasy: Mahaleo - Adin-tsaina
    Karaoke gasy: Mahaleo - Adin-tsaina D'autres Karaokés gasy sur http://www. gasykamanja.com.