Гуру Песен Популярное
А Б В Г Д Е Ж З И К Л М Н О П Р С Т У Ф Х Ц Ч Ш Э Ю Я
# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Mahaleo - Ravorondreo | Текст песни

Ô Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao,
'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e!

Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô
'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana.
Teo anilanao anie aho(2)
Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!
Efa lasan'olona ny foko(2)
Hoe voromanganao anie aho(2).
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2),
Nigogogogo sy nitomany.
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2),
Nigogogogo sy nitomany.

Indray alina,
Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika,
Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka.
Indraytakariva . . .

Mahaleo еще тексты


Оценка текста
Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 2
Видео
  • Mahaleo::Ravorondreo Mahaleo::Ravorondreo
    Petit extrait, juste pour vous montrer l'ambiance, de la chanson Ravorondreo lors des 40 ans ...
  • Ravorondreo & Fibata Ravorondreo & Fibata
    Extrait Concert Lôlô sy ny Tariny & Mahaleo Coliséum de Madagascar Dimanche 30 Août 2015.
  • Ianao - MAHALEO Ianao - MAHALEO
    Ianao - MAHALEO ... IANAO NO NOFIDIKO " de MAHALEO : cover by Sitraka et Ny Aina ...