E G C manimanina azy aho izany. Dm C f'izy ilay nambabo fo Dm G tsy miala ato an-do lasa lavitra ahy izy izay ka niverina ato an-doha, endrika kanto tokoa
anihany, tsiky, sangisangy no nameno ny fo feno tsiky ny androko fa dia tena kanto izy izay bika tarehy ihany koa tsara fanahy manao soa
[chorus] dé 'lay tiako, 'lay niriako 'lay tato am-poko hatrizay dé lay foko no nitempo ho ahy tsisy afa tsy izy ihany, no nataoko anjeliko anilako hiambina ahy nolazaiko, tantaraiko fa izy lay sady tiako no tia ahy!
[vers 2] navelako azy anie ny foko navelako anjakany f'izao azy irery ihany foiko anao ny amiko manontolo foiko avokoa r'ilay anjeliko
anihany, tsiky, sangisangy no nameno ny fo feno tsiky ny androko fa dia tena kanto izy izay bika tarehy ihany koa tsara fanahy manao soa
[bridge] alahelo sy tomany raha izao irery ihany raha avelanao eto aho, fantatrao f'ijaly