Iny raditra e toa mipitrapitra e eo am-baravaran'i paolo e mando maso e mahita ny akama mandalo varavaran'i paolo e Soa fa nisy ihany voalavo mba namany tsy nanary e hizarany ny alahelo e sy vary masiso tsy lany e Masoandro firy e no efa nandalo teo antsinanany paolo e fa raditra tsy mba nanisa fa niandry ny anjarany foana e Mamomamo, ity lay revy mampikoso anabavy e Firy taona izao raditra no tsy mba nahita vehivavy e Ory i raditra raha sendra mandra irony ny mpifankatia e Taloha hono izy mba olo mihaja sy lehilahy mahavita sonia e Lala o! lala o! efa maty ve? no tsy hitako mandalo intsony e Fa ny an'i raditra, ka efa bambon-dehilahy ny fony e
I raditra e toa mipitrapitra e eo am-baravaran'i paolo e mando maso e mahita ny akama mandalo varavaran'i paolo e Soa fa nisy ihany voalavo mba namany tsy nanary e hizarany ny alahelo e sy vary masiso tsy lany e