Гуру Песен Популярное
А Б В Г Д Е Ж З И К Л М Н О П Р С Т У Ф Х Ц Ч Ш Э Ю Я
# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Raha mankany - Lolo sy ny tariny | Текст песни

"Raha makany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho

Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany a!
Fofopofony ihany a!Potipotiny ihany a!"(2 fois)

REF:
Lazao azy fa raha ritra ange ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa(2 fois)

"Raha mankany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho

Singam-bolony any,piti-drorany any
Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 fois)

REF/

Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 1
Видео
Нет видео
-