C D E Ny tanin-dRamano ô F E D Dia tany zana-tany é E C D Ny tany tamin’izany C Am B Mbola feno zana-tany C D E Nanainga i Ramano ô F E D Tsy afaka nan-dahy é E C D Nirongo basy lava C A B Nilanja barda a
Adino naleha sy anaovana kinangy e Nitifitra na maty nefa olo zana-tany Naverina Ramano ô Tsy maty nefa angano ô Ny vandry zay nipoaka Nan-janaka ny lohany
Galonan’dRamano ô Ten’izy tena izy é Fa nisy nampihomehy Nampihoraka ny ankizy Satria kapsily Sy fatina bilao Korintsana eny an-tratrany Grade be tsy zakany
Nalevona omaly Ramano be galona Reo mpananihany Nanjary nitomany Ny tanin-dRamano ô Dia tany zanatany Ny tany tamin’izany Mbola feno zana-tany