Magnahira gnolo aminay any !
Malaso o !
Magnahira, tsis misy raha ataondrozy laha tsy hangalatse!
Zaho atoy malahelo, malahelo fa tsy hanao akory e he !
Mahatiaro gny raha niseho o! Zay agny e !
Oho! Ehe! Ehea, Ehe(3)
Agny avao agny avao rozy zay!
Mahaferegnay e!
Tsy matory hale tsy matory atoandro!
Fa mijale!
Ombia avao vo hilame hoy e! Seh ! Mafy gnandro!
Oh malaso reo eh tsy lany !
Oh malaso reo eh tsy hay !
Tsy vo nandroane fa ela tagny !
Gny nampijale olo aminay !
Tsy ligninay matoa zahay mitaray !
Vonjeo ! Seeee he ! Vonjeo ! Seeee ! Eh !
Agny avao any avao rozy zay!
Mahaferegnay e!
Tsy matory hale tsy matory atoandro!
Fa mijale!
Ombia avao vo hilame hoy e! Seh ! E mafy gnandro!
Oh malaso reo eh tsy vagno !
Oh malaso reo eh tsy vagno !
Tsy vo nandroane fa ela tagny !
Gny nampijale olo aminay !
Tsy ligninay matoa zahay mitaray !
Vonjeo ohoooh ! Vonjeo ! Seeee ! Eh !
Ngy ezaky antaony maro simba gny malaso agnaty ndraiky andro !
Ngy ezaky antaony maro simba gny malaso agnaty ndraiky andro !
Hanao akore reto olo reto lahy ! Mijaly !
Mijaly !Mijaly !Mijaly !Mijaly oh oh!
Maharare gnay ndroze ! Maharare gnay ndroze !
Izay avao oh ! Izay avao nene toy e!
Tsy misy raha volane eh ! Ombia avao oh !
Ie he !
Io io ho !
Nzay moa lie, Nzay moa lie, Nzay moa lie ...
Regis Gizavo еще тексты
Видео
-
Regis Gizavo - Malaso
Cette chanson me donne toujours des frissons. J'ai découvert Régis dans les années 90 lors d ...
Оценка текста
Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 1