Гуру Песен Популярное
А Б В Г Д Е Ж З И К Л М Н О П Р С Т У Ф Х Ц Ч Ш Э Ю Я
# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Tiana - Rivo-dranomasina | Текст песни

Raha mitsoka ilay rivo-dranomasina
Dia fantaro fa akaiky ilay Toamasina
Fa nilaozana lavitra Iarivonay
Ka arahabaina Rasaraka, avy izahay

Fiv : Mbola tiako raha ny moronao
Ny hakantonao tsy mankalao
Vetivety izahay anefa dia handao
Ka andao hikorana hiara-milalao
Atsipy ny sandrinao
Adola ny lohanao
Dihizo ny sorokao la la la la

Raha hitodi-doha hiakatra izahay
Dia handalo ao an-tsena sy Salazamay
Tsy hadino ny akora atao firavaka
Sy ny ranom-boanio izay mampiavaka

Tiana еще тексты


Статистика страницы на pesni.guru ▼
Просмотров сегодня: 1
Видео
Нет видео
-